\v 15 Avy teo niondrana sambo zahay ary tonga tandrifin'ny nosy Kio ny amaraigna. Ny andro magnaraka de nitody tao amin'ny tananan'i Mileto. \v 16 Fa Paoly nanapa-kevitra ny hande sambo an'i Efesosy, mba tsy handeny fotôna ela aigny Asia izy, satria izy de maika ho aigny Jerosalema ny andron'ny Pentekosta, raha azony atao ny magnano an'zany.