\v 13 Tsika mitsy no nande nialĂ´ an'i Paoly tamin'ny sambo ary niondrana ho aigny Aso, fa aigny no irinay handraisana an'i Paoly. Zany no fagniriny atao, satria nagniry hande an-tanety izy. \v 14 Rafa nihaogna taminay tao Aso izy, de nentinay tamin'ny sambo izy ka nankaigny Mitylena.