\v 11 De niakatra ndre izy avy teo ary nanapaka ny mofo sy ninana. Rafa avy nikoragna ela tam-jareo hatramin'ny mangiran-dratsy izy, de nande. \v 12 Nitondra le gaogna efa velona niverigna zareo avy tegna faly.