\v 7 Tamin'ny andro vôlôny amin'ny herinandro; rafa niangona niaraka mba hanapaka ny mofo zahay, de nikoragna tam'reo mpino i Paoly. Izy de nikasa ny hande ny amaraignnan'igny, ka tsy nanohy koragna hatramin'ny sasak'alina izy. \v 8 Nisy jiro maro tao amin'ny efitra agnambo ze natongavanay niaraka.