\v 18 Paoly, rafa avy nipetraka tao nandritry ny andro maromaro kokô, de nametraka an'reo rahala ka niodrana an-tsambo ho aigny Syria niaraka tamin'i Prisila sy Akolia. Talôn'ny niaingany teo amin'ny seranan-tsambo de nohetezany tao Kenkrea ny volony no le voady ze nataony. \v 19 Rafa tonga taigny Efesosy zareo, de navelan'i Paoly teo i Prisila sy Akoila, fa izy tegnany niditra tao amin'ny synagoga ka niady hevitra tam'reo Jiosy.