\v 1 Rafa tonga sô man-tsara zahay, de hainay fa le tany de nantsovina hoe: Malta. \v 2 Reo tompotany de tsy nampiseho hatsaram-pagna taminay fôgna fa nampirehitra afo kô zareo ary nampadroso an'nay daôly nony ora-mikija sy ny hatseka nahazo an'nay.