\v 4 Marina fa, reo Jiosy daôly de mafantatra ny fomba fiaignako hatramin'ny fatanorako taigny amin'ny fireneko magnokana sy takao Jerosalema. \v 5 Zareo de nafantatra anà hatraigny am-bôlôny ary tokony haneky zareo fa Fariseo fiaigna za, ny sarotiny ndrindra amin'ny antokon'ny fivavahantsikana.