\v 11 Ary de nitsangana takeo agnilany ny Tompo tamin'io alinaio ka nitare hoe: "Aza matatra, fa salan'ny nijoroanao vavolombelona momba anà taigny Jerosalema, no tsy maintsy hijoronao vavolombelona aigny Roma kô."