\v 30 Ny amaraignan'io, de te hafantatra ny marina momba reo fagnendrikendrehan'reo Jiosy nanoitra an'i Paoly ny leiben'ny kapiteny. Ka novahany reo fatotra ary nibaiko an'reo mpisorona be sy reo filan-kevitra daôly mba hivory izy. Ary nitondra an'i Paoly nidina izy ary nametraka an'azy takeo ampovôn'jareo.