\v 17 Rafa avy niverigna taigny Jerosalema za, ary raha mbola nivavaka takao an-tempoly, de nahazo tsindrimandry zà. \v 18 Nahita an'Azy zà niteny taminà hoe: 'Malaky mialà an'i Jerosalema haingana, satria izy reo tsy hagneky ny fijoroanao vavolombelona momba Anà.'