\v 36 Rafa avy niteny an'zany izy, de nedongalika ary niara-nivavaka tamin'izy daôly. \v 37 Nisy fitomagnena be teo ary naminà an'i Paoly sy nagnoroka an'azy zareo.\v 38 Nalaelo ny maro tam-jareo tam-ze notaraviny hoe: "Tsy hahita anà ntsony anareo. Avy teo de nagnatitra an'azy taigny amin'ny sambo zareo.