\v 33 Tsy nagniry volafotsy, volamena, na lamban'ôla za. \v 34 Ny vatantegnanareo no nafantatra fa reto tagnako reto no nazahôko nilaiko ary reo nilain'reo ze niaraka tamianà.\v 35 Tamin'ny ra-daôly no nagnomezako ohatra an'nareo ny fomba tokony hagnampenareo reo malemy amin'ny alalan'ny asa, ary ny fomba hitadidinareo reo tenin'i Tompo Jesosy, de teny ze nolozainy hoe: "Mahasambatra koko ny magnome no ny mandray."