\v 35 Rafa nampangina ny vahôka ny leben'ny tanàna, de niteny izy hoe: "Anao ôlon'ny Efesiosy, ôla iza no takeo ka tsy nafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana de mpiambina ny tempolin'i Diana lehibe sy ny sar ze nilatsaka avy aigny an-dagnitra? \v 36 Ary hita avekeo fa tsy azo lavina reo ra reo, de tokony hangina anareo ka tsy hagnano na ino na ino tsy am-peverana. \v 37 Fa nentinareo aty amin'ny fitsarana reo leila reo ze sady tsy mpandroba tempoly no tsy mpiteny ratsy ny andriamanim-bavintsikana.