\v 5 Rafa naregny an'zany ny ôla, de natao batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo. \v 6 Avekeo rafa nametraka ny tagnany tamin-jareo i Paoly, de nilatsaka tamin-jareo ny Fanahy Masina ary niteny tamin'ny fiteny hafa sy naminagny zareo. \v 7 Teo amin'ny rombefolo teo ho eo izy daôly.