\v 3 Paoly nikoragna hoe: "Tao amin'ny ino ary zany no nagnanôvana batisa an'nareo?" Namaly zareo hoe: "Tao amin'ny batisan'i Jaona." \v 4 Ka namaly Paoly hoe: "Jaona magnano batisa amin'ny batisan'ny fibebana. Nitare tamin'ny vahôka izy fa tokony hino le raika ze ho tonga afarany zareo, zany de, akao amin'i Jesosy."