\v 20 Rafa nangtaka an'i Paoly mba hijanona ala ela izy reo, de nandà izy. \v 21 Fa nandalo an'azy reo izy, niteny hoe: 'Mbola hiverigna aty za raha sitrapon'Andriamanitra zany." De niondrana an-tsambo niala takao Efesosy izy avy takeo.