\v 12 Fa rafa lasa governoran'ny Akaia i Galio, de niara-nitsangana reo Jiosy hanohitra an'i Paoly ka nitondra an'azy teo agnatrehan'ny toeram-pitsarana; \v 13 niteny izy reo hoe: "Io leila io de mandresy lahatra ny vahôka mba hanompo an'Andriamanitra ze mifanohitra amin'ny lalàna."