\v 4 Ka niady hevitra takao amin'ny syngago isaky ny Sabata i Paoly. Nandresy lahatra reo Jiosy sy Grika izy. \v 5 Fa rafa nidigna avy taigny Makedonia i Silasy sy Timoty, de noteren'ny Fagna hagnambara am'reo Jiosy fa Jesosy no Kristy i Paoly. \v 6 Rafa nanohitra sy nagnesoeso an'azy reo Jiosy, de nagnofaofa ny lambany taigny amin'izy reo i Paoly ka nagnano hoe: "Ho akeo amin'ny lônareo anieo ny rànareo; tsy manan-tsigny za. Fa manomboka zao de ho aigny amin'ny Jentilisa za."