\v 18 Fa ny sasagny tam'reo filozofa Epikoreana sy Stoika iany kô nifanena taminazy. Ny sasagny nilaza hoe: "Ino no ten'io be resaka io ho lazaina?" Ny hafa nilaza hoe: "Tô ôtran'le raika ze miantso ny ôla hanaraka reo andriamanitra hafa izy," satria nitory an'i jesosy sy ny fitsanganana am'maty izy.