\v 8 Vôelingeligna ny vahôka sy ny manam-paefana teo am'tanàna rafa nareigny zany ra zany. \v 9 Fa rafa avy akeo ny manam-paefana nampagnano sy nampandô vola an'i Jasona sy ny ambiny mba ho antoka, avy akeo zareo nanavela an'jareo hande.