\v 3 Nosokafany ny Soratra Masina ary nazavainy fa nilain'i Kristy ny nijaly sy hatsangana ndre am'maty. Ozy izy hoe: "Io Jesosy ze ambarako aminareo io no Kristy."\v 4 Resy lahatra ny sasagny tam'reo Jiosy ary nanaraka an'i Paoly sy Silasy, agnisan'zany reo mpivavaka Grika betsaka an'isa, ary tsy vitsy ny vevavy mpitarika.