\v 40 Ka niala takao an-tragnomaizina i Paoly sy silasy ary nankao an-tragnon'i Lydia. Rafa nahita an'reo ralà i Paoly sy Silasy, de nampahery an-jareo ary avekeo de niala takao an-tanàna zareo.