\v 29 Nampagnantso jiso le mpiambina tragnomaizina ary niditra malaky takao agnatiny, nipararetra noho ny tatra, nenkôka takeo agnolôn'i Paoly sy Silasy, \v 30 ary nitondra an-jareo nivôka sy nitare hoe: "Tompoko, ino no tsy maintsy hataoko mbô ho vôvonjy?" \v 31 Ozy zareo hoe: "Minoa an'i Tompo Jesosy, de ho vôvonjy anao, anao sy ny ankohonanao."