\v 4 Raha nande namakivaky reo tanàna maro zareo, de nagnolotra toromarika ho an'reo mpino mbô hankato ny fampenarana, ze nosoratan'ny Apostoly sy ny lôhôlona takao Jerosalema. \v 5 Ka nenatanjaka tamin'ny finoana ny fiangonana ary nitombo isa isan'andro.