\v 36 Tafaran'ny andro vitsy Paoly de niteny tamin'i Barnabasy hoe: "Andao tsika hiverigna zao ary hitsidika reo rahalà aigny amin'ny tanana ze efa nagnambarantsika ny tenin'ny Tompo, ary haita hoe: efa manakôry zareo."\v 37 I Barnabasy de te hitondra an'i Jaona ze nantsovina hoe Maraka hiarak am-jareo. \v 38 Nefa i Paoly nievitra fa tsy tsara ny hitondrana an'i Marka, ze nandao an'azy reo taigny Panfilia sy tsy nanohy niara-niasa tam'jareo .