\v 13 Rafa avy nijanona niresaka zareo de namaly Jakoba, niteny hoe: "Ry rahalà, tainô za. \v 14 I Simeona de efa nagnambara ny fomba nagnampen'Andriamanitra tamim-pasoavana vôlôny reo Jentilisa mba hiaka am-jareo ôla ho an'ny agnarany.