\v 3 No zany zareo de nalefan'ny fengonana namakivaky an'i Foinika sy Samaria ary nagnambara ny fiovam-pon'ireo Jentilisa. Zareo de nitondra hafalena geda be tam'reo rahalà daôly. \v 4 Rafa tonga tao Jerosalema zareo, de noraisin'ny fengonana sy reo apostoly ry reo loholona, ka nitantara reo ra daôly ze nataon'Andriamanitra tam'jareo.