\c 14 \v 1 Ary tam'zany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara-niditra takao amin'ny Synagogan'ny Jiosy ka nikoragna tam-pavitrihana ary ny vahôka betsaka be Jiosy sy Grika de nino. \v 2 Fa ny Jiosy ze tsy nankato kosa de nanakorontana ny fisaignan'ny jentilisa ka nahatonga an-jareo hanohitra reo ralahy.