\v 19 Ary rafa avy nandrava firenena fito taigny amin'ny tany Kanana izy, de nameny ny vahôkantsika ny tanin'jareo mba ho lova. \v 20 Zany ra-daôly zany de efa tamin'ny faha dimapolo sy efa-jato taona. Tafaran'zany ra daôly zany, Andriamanitra de nagnome mpitsara an'azy mandrapatongan'i Samoela mpaminagny.