\v 24 Fa ny tenin'Andriamanitra nitombo sy miha-betsaka. \v 25 Ka rafa vitan'i Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanôvina an'jareo, de niverigna avy taigny (Ny sasagny am'reo de soratra tranainy miteny hoe: "Izy reo niverigna taigny Jerosalema) Jerosalema izy reo, nitondra an'i Jaona niaraka tam-jareo, ze antsovina iany kô hoe Marka.