\v 22 Nikikika ny vahôka: "Zany de feona andriamanitra, fa tsy an'ôla! \v 23 Teo no eo de nisy anjelin'ny Tompo naninaka an'azy; satria tsy nagnome voninahitra an'Andriamanitra izy; nohanin'ny kankana izy de maty.