\v 7 Indro, nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tampoka teo akekiny, ary nisy hazavana namiratra tao agnatin'ny efitry ny fonja. Nitaroka an'i Petera teo amin'ny ilany izy ary namô an'azy ka nagnano hoe: "Mitsangàna haingana," ary reo rojony niala tam'tagnany.\v 8 Ny anjely niteny taminazy hoe: "Ampiakanjô ny tegnanao ary agnanôvo ny kraronao." De nataon'i Petera araka zany. Ny anjely niteny taminazy hoe: "Anôvo ny akanjonao ambelagny ary magnarà anà."