\v 3 Ary rafa tazany fa nafaly an'reo Jiosy zany, de nagnano ze hisamborana an'i Petera kô izy. Zany de nandritry ny andron'ny mofo tsisy masirasira. \v 4 Rafa avy nosamborina izy, de nataony takao am-ponja izy ary nanendry miaramila efatra toko hiambina an'azy, nanampikasana ny hitondra an'azy akeo am'ôla afaran'ny Paska izy.