\v 1 Ary tam-zany andro zany Heroda mpanjaka nisambotra reo sasagny ze an'ny fengonana mbô hafany mampijaly an'azy reo.\v 2 Novonoiny tam'Sabatra Jakoba ralàn'i Jaona.