\v 27 ary tam'zany andro zany de nisy mpaminagny betsabetsaka nidigna avy taigny Jerosalema nankaigny Antioka. \v 28 Raika tamin-jareo, i Agabo no agnantsôvana an'azy, nitsangana ary natoron'ny Fanahy fa hisy mosary lehibe hitranga manerana zao tontolo zao. Nitranga zany tamin'ny andron'i Klaodio.