\v 25 De nande nankaigny Tarsosy i Barnabasy mbô hitady an'i Saoly. \v 26 Rafa hitany izy, de nentiny taigny Antioka. Ary nandritry ny herintaona maninjitra zareo de niara-niangona niaraka tamin'ny fiangonana ary nampianatra ôla betsaka. Reo mpianatra de nantsôvina vôlôny hoe kristiana takao Antioka.