\v 34 Avy teo de nisoka-bava Petera ary nagnano hoe: "Marina tokôtra, fantatro fa Andriamanitra tsy mitagnila na amin'iza na amin'iza. \v 35 Fa kosa, ze firenena tsiraikaraika na iza na iza midera sy magnano aza marina de ikeny daôly.