\v 17 Ary rafa very hevitra momba ny dikan'le fahitana ze hitany i Petera, de io reo leila ze nalefan'i Kornelio nitsangana nagnolôna ny vavahady avy teo zareo de nagnontany ze lalan-jareo nankao an-dragno. \v 18 De nagnantso zareo ary nagnotany an'i Simona, nantsoina ihany kô hoe Petera, ze nijanona teo.