\v 39 Rafa nivôka ny rano izy reo, de nentin'ny Fagnahin'ny Tompo i Filipo, ka de tsy hitan'i le Tandapa izy, fa nande tami-pifalena taigny amin'ny lalany. \v 40 Fa Filipo de nibôgna taigny Azoto ary nitety io faritra io izy, ka nitory ny filazantsara eraky ny tanan-deibe mandrapahatongany taigny Kaisaria.