\v 25 Rafa nijoro vavolombelona sy nagnambara ny tenin'ny Tompo zareo, de niverigna taigny Jerosalema i Petera sy Jaona, nitory ny filazantsara tamin'reo tanĂ na maro takao Samaria.