\v 4 Fa reo mpino ze niparitaka de nande nitory ny teny. \v 5 Filipo de nidigna taigny amin'ny tanĂ n-deiben'ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin-jareo.