\v 1 Nagneky ny fahafatesany i Saoly. Ka nanomboka ny fagnenjena tamin'io andro io ze hanoherana ny fiangonana takao Jerosalema; ary reo mpino de niparitaka nagnerana reo faritry Jodia sy Samaria, ankôtr'ireo apostoly. \v 2 Reo leila matatra an'Andriamanitra de nandevigna an'i Stefana ary nagnano hira fisaonana an'azy. \v 3 Fa Saoly de nandratra tanteraka ny fiangonana, nitety tragno izy ary naka reo leila sy reo vevavy, ary nandefa an'azy taigny an-tragno maizigna.