\v 31 Rafa tazagn'i Mosesy le afo, magnana izy tam'le fahitana; ary rafa nagnantogna izy ka nijery an'je izy, indro avy aigny nisy feon'ny Tompo niteny hoe: \v 32 "Za no Andriamanitr'reo razanao, Andriamanitr'Abrahama, sy Isaka, ary Jakoba." Nangitakitaka i Mosesy ary tsy nasà nijery.