\v 1 Ny mpisoronabe nitare hoe: "Marina ma zany daôly zany?" \v 2 Stefana nitare hoe: "Ry rahalà sy ry ray, henoy za: 'Ny Andriamanitrin'ny voninahitra nibôgna tamin'ny raintsika Abrahama tam'izy taigny Mesopotamia, talôn'ny nipetrany takao Harana; \v 3 nitare taminazy Izy hoe: "Melà eo amin'ny taninao enao sy reo havanao, ary mandana aigny am'le tany ze abôgnako an'nao."