\v 7 Ka niparitaka hatraigny ny tenin'Andriamanitra, ary ny isan'ny mpianatra takao Jerosalema de nenitombo be, ary mpisorona betsaka be kosa no lasa mpankatoa ny finoana.