\v 7 Adin'ny telo teo eo tafaran'zay, de niditra ny vadiny, mbola tsy nafatatra ze ra nitranga.\v 8 Petera niteny tam'azy hoe: "Lazao anĂ  raha zany no nandafosanareo an'le tany." De ozy izy: enika izay ihany ."