\v 11 Jesosy Kristy de vato ze nataonareo mpagnorin-tragnotsinontsinona kanefa efa natao ho lohan'ny vato fehizoro. \v 12 Ary tsisy famonjena avy amin'ny hafa, fa tsisy agnarana hafa ambanin'ny lagnitra namen'ny ôla ze tsy maintsy hahavonjy antsikana."