\v 5 Ary nony amaraignan'igny de niangona tao Jerosalema ny mpanapak'zareo, zokiolona ary reo mpanora-dalàna. \v 6 Teo i Anasy mpisoronabe, Kaiafa, Jaona sy Aleksandro sy ze daôly havan'reo mpisoronabe. \v 7 Nony naroso takeo ampovôny i Petera sy jaona, de nagnontany an-jareo hoe: "Amin'ny hery ino, na amin'ny anaran'ino, no nagnanôvanareo zany?"