\v 11 Ary noho izy nitana an'i Petera sy Jaona, de nitorotra ny ôla daôly nankaigny amin-jareo taigny amin'ny fialofana ze nantsovina hoe: fialofan'i Solomona, ary tegna talanjogna. \v 12 Rafa natazagna an'zany i Petera de namaly ny ôla hoe: "Anareo ry vahôkan'Israely, nagnino no talanjogna anareo? Nagnino ny masonareo no mandinika an'nay, ôtran'ny hoe herinay na fahamasinanay manokana no nampande an'azy?