\v 46 Ary isan'andro isan'andro de nitohy nanompo tam'fomba fijery mitovy takao an-tempoly zareo, sy nanapaka ny mofo takao an-trano, ary nizara sakafo tamim-pifaliana sy fo feno fagnetren-tegna; \v 47 Nidera an'Andriamanitra ary nahazo fankasitrahana tam'ôla daôly. Isan'andro ny Tompo de nanampy ny isan'reo ze vôvonjy.